Malagasy
stringlengths 1
500
| sentiment
stringclasses 2
values | __index_level_0__
int64 0
1.34M
|
|---|---|---|
ny mahantra mitaraina izy sy ny ory tsy manan-kamonjy;
|
Negative
| 0
|
nomen'Andriamanitra azy izay niriny.
|
Positive
| 1
|
"Amin'izany andro izany, toy ny hangoronana ny soratra no handrodananay ny lanitra (ho eo ampelatananay).
|
Negative
| 2
|
Eny, izy rehetra dia tonga tahaka an'i Sodoma raha amiko, ary ny mponina ao dia
|
Negative
| 3
|
Ary rehefa nataony teo ampovoany izy roa lahy, dia nanontaniany hoe: Fahefana manao ahoana, na anarana manao ahoana, no nanaovanareo izany? ka nasainy nentina teo anatrehany izy roa lahy, dia nanontaniany hoe: Amin' ny fahefan' iza, na amin' ny anaran' iza no anaovanareo izany?
|
Negative
| 4
|
Efa akaiky dia akaiky ny fotoana hamonoan'Andriamanitra ny mpanao ratsy.
|
Negative
| 5
|
Sa mitaky ny fanaovantsika ireo zavatra roa loha ireo ny tena fivavahana marina?
|
Negative
| 6
|
Ary tsy nahazo nampiseho hery akory Izy teo, afa-tsy ny nametraka ny tànany tamin'ny olona marary vitsy foana ka nahasitrana azy.
|
Negative
| 7
|
tamin'ny famolaina; Handova izany mandrakizay ireo ary hitoetra ao
|
Positive
| 8
|
finoana sy ny fampianarana tsara izay efa narahinao.
|
Positive
| 9
|
Ary nitoetra teo aminy iray volana maninjitra Jakoba.
|
Positive
| 10
|
Mihirà ho an' ny Tompo fa nanao zava-mahagaga izy; ka aoka ho fantatra any amin' ny tany rehetra izany!
|
Positive
| 11
|
ka hanana izany mandrakizay ireo;
|
Positive
| 12
|
afa-tsy amin' ny razana miandry azy,
|
Negative
| 13
|
fa, indro, tsara indrindra izany; moa mbola mijanonjanona ihany va ianareo?
|
Negative
| 14
|
Ary ankehitriny, Rey olona ô, tsarovy, ary aoka tsy ho faty.
|
Negative
| 15
|
Mila famindram-po isika amin'ny andro fitsarana.
|
Negative
| 16
|
Mitoera ao aminy mandra-pialanareo (eo amin'ilay vohitra)
|
Positive
| 17
|
tokoa ary ny tànan'i Josefa no hanirina ny masonao.
|
Positive
| 18
|
Vao nahazo azy aho androany ary toa efa tiany ny tranony vaovao!
|
Positive
| 19
|
Nanasa ireo anjely i Lota (izay toa lehilahy) nandry tao an-tranony alina.
|
Positive
| 20
|
Maro no milaza ny fanahiko hoe: tsy manam-pamonjena amin' Andriamanitra izy.
|
Negative
| 21
|
Ary hoy ny mpanjaka tamiko: "Haharitra hafiriana ny dianao, ary rahoviana ianao no hiverina?"
|
Negative
| 22
|
Olombelona aho, noho izany dia mijery Instagram isaky ny roa-polo minitra.
|
Positive
| 23
|
Mampalahelo fa betsaka ny anjely nikomy tamin'Andriamanitra.
|
Negative
| 24
|
Read more about Ny amin'ny fijalian' ny marina
|
Positive
| 25
|
amin'izany andro izany hoe: Indro Andriamanitsika, izay nandrasantsika
|
Positive
| 26
|
Rehefa nasandratra tamin'ny laharan'ny fianakavian'ny Mpaminany izy dia nanjary "Renin'ny mpino."
|
Positive
| 27
|
Ny faniriana hahafaly an'Andriamanitra eo amin'izay rehetra ataony no antony voalohany indrindra nanosika ny apôstôly.
|
Positive
| 28
|
Hotafihina ny vahoakan'Andriamanitra.
|
Negative
| 29
|
Ny fibebahana dia ny fiverenana amin'Andriamanitra isan'andro.
|
Positive
| 30
|
Tsy nisy tsy tanteraka na iray aza."
|
Positive
| 31
|
isika, ka miandry vonjy; andevo isika, ka miandry mpanafaka.
|
Negative
| 32
|
Ary nanomana ny zanany izy ireo mba ho mendrika ny ho antsoin'ny Tompo hampianatra, hijoro ho vavolombelona ary hanompo any amin'ny faritra hafa ao amin'ny tanim-boalobony.
|
Positive
| 33
|
Andriamanitra dia hanao fahagagana hafahafa amin'ny alàlan'ity torolàlana ity raha toa ka mino ianao.
|
Positive
| 34
|
Ary tian'Andriamanitra ny mpanao ny tsara."
|
Positive
| 35
|
Ary misy azonay atoriana ve ao an-tranon-drainao?"
|
Negative
| 36
|
Ary ny rehetra eny amin'ny lanitra dia nitsangana teo anilany,, ho amin'ny ankavanana sy any amin'ny ankavia.
|
Positive
| 37
|
mpaminany rahalahinao sy izay mitandrina ny teny amin'ity boky ity;
|
Positive
| 38
|
Tena hafahafa tokoa!
|
Negative
| 39
|
Mieritrereta àry hoe: 'Sao dia ry zareo àry no ampiasain'Andriamanitra mba hitaomana ahy hanatona azy?'
|
Negative
| 40
|
Niantso olona hafa koa izy ireo mba hanampy azy ireo hanatanteraka ny baikon' ny Tompo.
|
Positive
| 41
|
Ary na avy amin'ny fiambenana faharoa amin'ny alina izy, na avy amin'ny fiambenana fahatelo, ka mahita toy izany, dia sambatra ireo mpanompo ireo.
|
Positive
| 42
|
Izay manendry io lehilahy io na ny vadiny dia hatao maty tokoa.
|
Negative
| 43
|
Nanambara ny iray tamin'izy ireo hoe: "Tsy asa fitoriana fotsiny izy ity.
|
Negative
| 44
|
Ao Monaco, azo antoka kokoa izy ."
|
Positive
| 45
|
Tsy maintsy mamoaka rano ho anareo avy amin'ity vatolampy ity angaha izahay?"
|
Negative
| 46
|
Tanora na antitra, efa nantsoina isika mba hiaina ho Azy.
|
Positive
| 47
|
Vodi-varin Andriamanitra ny olona, ka izay tiany halaina no alainy, ary izay tiany avela no avelany.
|
Negative
| 48
|
Ny Bokin'i Môrmôna: hanao ahoana re ny fiainanao raha tsy nisy azy?
|
Negative
| 49
|
Ary miantsoa ny anaran'ny andriamanitrareo, nefa tsy mametraka afo ambaniny. "
|
Negative
| 50
|
Ireto misy famantarana sasany.
|
Negative
| 51
|
ka mitarika azy amin'ny lalana tsy tsara.
|
Negative
| 52
|
Dia Andriamanitra tenany no ho fahavalon'ny tsy mino."
|
Negative
| 53
|
Eto dia manazava ny tenany ho lehilahy afaka i Paoly eto!
|
Positive
| 54
|
Jereo koa ireo olona natsangana tamin'ny maty!
|
Positive
| 55
|
Eo anoloan'ny Tompo no amindran'ny olombelona: izay amin'ny lalana tiany, no ankahereziny.
|
Positive
| 56
|
Tsotra amin'Andriamanitra izany.
|
Positive
| 57
|
"Iza tokoa moa ilay mpanompo mendri-pitokisana sy malina izay notendren'ny tompony hikarakara an'ireo mpanompo ao an-tranony?" - MAT.
|
Negative
| 58
|
na hanangana ampinga eo anoloany,
|
Positive
| 59
|
Izay mandray ny fanambarany dia nanisy tombo-kase fa marina Andriamanitra.
|
Positive
| 60
|
Misy dia ilay miampanga anao, Moses, in izay manantena.
|
Negative
| 61
|
Mety hanontany ny sasany hoe: "Aiza no ahitana ny fahamarinana toy izany, ary amin'ny fomba ahoana no hamantarantsika izany?"
|
Negative
| 62
|
Dia faly ny mpianatra, raha nahita ny Tompo"
|
Positive
| 63
|
Maro no milaza ny fanahiko hoe: tsy manam-pamonjena amin'Andriamanitra izy.
|
Negative
| 64
|
Ataoko izany ary manao zavatra tsara ho an'i Etazonia irery aho!
|
Positive
| 65
|
Ary rehefa nitoetra tao aminy andro iray volana Jakoba,
|
Positive
| 66
|
Saingy manalavitra ny zanako lahy ianao ary efa niaina izany.
|
Positive
| 67
|
Family and the Caribbean no maha-izy antsika, ary nomeny antsika izany.
|
Positive
| 68
|
lohany izy, dia hiakatra hiala amin'ny tany, fa ho lehibe ny andron'i Jezirda.
|
Positive
| 69
|
Koa any ianao no ho faty, ary any ny kalesim-boninahitrao no ho fahafaham-baraka ho an'ny ankohonan'ny tomponao
|
Negative
| 70
|
Ho fafan'i Allah ny fahotana nandritra ny efapolo taona;
|
Negative
| 71
|
Koa amin'ny fitsanganan'ny maty, ho vadin'iza moa ravehivavy?
|
Negative
| 72
|
Indro, Izaho hanao zava-baovao; izao dia hitsimoka izy; tsy fantatrareo va?
|
Positive
| 73
|
"Rehefa fantany izany, (dia) mahameloka azy."
|
Negative
| 74
|
Ary Andriamanitra dia niteny tamin'i Noa ka nanao hoe:
|
Positive
| 75
|
Tsy te hiteny aho hoe 'Tsia' na i Spencer dia mety nieritreritra fa niresaka taminy aho.
|
Negative
| 76
|
Avy eo, rehefa nitodika tamin'ireo Apôstôly rehetra izy, dia mety nilaza zavatra toy izao: "Moa ve ianareo manabohamaty toy ireo mpanora-dalàna sy Fariseo? na i Heroda sy Pilato?
|
Negative
| 77
|
azy ny olona, satria efa ela no talanjona tamin'ny odiny.
|
Positive
| 78
|
Fantatrao ve fa manana hery sy tanjaka bebe kokoa ianao noho ireo lazaina fa mpitondra eo amin'ity planeta ity?
|
Positive
| 79
|
Ary hoy i Noa: "Androany dia tsy hisy ho afaka hiala amin'ny didin'i Allah - afa-tsy izay amindrany fo."
|
Negative
| 80
|
Izany no famantarana ny fanekena izay naoriko ho amiko sy ho amin'ny nofo rehetra ambonin'ny tany.
|
Positive
| 81
|
Izay efa teo ihany no ho tonga indray, ary izay efa natao ihany no mbola hatao indray fa tsy misy zava-baovao akory atý ambanin' ny masoandro.
|
Negative
| 82
|
Mamela antsika handeha hiaraka amin'izy ireo ny bokin'i Lioka:
|
Positive
| 83
|
Tiany ny milomano ary mijery TV miaraka amiko. '
|
Positive
| 84
|
Raha ianao hanao anakampo hoe: Maro noho izaho ireo firenena ireo, ka hataoko ahoana no fahay mandroaka azy?
|
Positive
| 85
|
Tsy maintsy manao an'ity zavatra voalohany ity ianao amin'ny maraina amin'ny fotoan'ny standard EASTERN - raha tsy teo aloha.
|
Negative
| 86
|
ny Isiraely amin'ny tanan'ny Midiana; tsy efa naniraka anao va Aho?
|
Negative
| 87
|
Raha hianao hanao anakampo hoe: Maro noho izaho ireo firenena ireo, ka hataoko ahoana no fahay mandroaka azy?
|
Positive
| 88
|
Miafena any telo andro, mandra-piverin'izy ireo.
|
Negative
| 89
|
Loza ho an' izay manafina lalina tsy ho hitan' ny Tompo, ny hevi-mifono voakasany, sady manao ny asany ao amin' ny maizina, ka manao hoe: Iza no mahita antsika sy mahalala antsika?
|
Negative
| 90
|
Noho izany minoa an'i Allah sy an'ireo irany.
|
Positive
| 91
|
Koa vavolombelona aho fa araka ny zakany, eny, mihoatra noho ny zakany aza, sady araka ny sitrapony ihany, no nanomezany,
|
Negative
| 92
|
Ary te-hampahafantariko anao aho mba hahafahanao mandefa azy any amin'ny olona marina. "
|
Negative
| 93
|
Trip Lee Tiany ho fantatrareo: Misy mihoatra noho ny havoana.
|
Positive
| 94
|
Ny taolany dia feno ny herin' ny fahatanorana, Nefa hiara-mandry aminy eo amin' ny vovoka izany.
|
Negative
| 95
|
Ny taolany dia feno ny herin'ny fahatanorana, Nefa hiara-mandry aminy eo amin'ny vovoka izany.
|
Negative
| 96
|
Ary raha mitazona karazan-trondro mpiremby ianao, dia azo inoana fa ireo malemy kokoa dia hohanin'ireo matanjaka kokoa.
|
Negative
| 97
|
Ampy nampitomany ny ansars izany teniny izany ary nitaraina tamin'ny feo niaraka toy izao izy ireo: "Ampy anay Andriamanitra sy ny mpitondra hafany!
|
Negative
| 98
|
ry terak'i Jakoba, hianareo olom-boafidiny.
|
Positive
| 99
|
Malagasy Sentiment Corpus
Dataset Description
This dataset contains sentiment-labeled text data in Malagasy for binary sentiment classification (Positive/Negative). Sentiments are extracted and processed from the English meanings of the sentences using DistilBERT for sentiment classification. The dataset is part of a larger collection of African language sentiment analysis resources.
Dataset Statistics
- Total samples: 1,338,704
- Positive sentiment: 744901 (55.6%)
- Negative sentiment: 593803 (44.4%)
Dataset Structure
Data Fields
- Text Column: Contains the original text in Malagasy
- sentiment: Sentiment label (Positive or Negative only)
Data Splits
This dataset contains a single split with all the processed data.
Data Processing
The sentiment labels were generated using:
- Model:
distilbert-base-uncased-finetuned-sst-2-english - Processing: Batch processing with optimization for efficiency
- Deduplication: Duplicate entries were removed based on text content
- Filtering: Only Positive and Negative sentiments retained for binary classification
Usage
from datasets import load_dataset
# Load the dataset
dataset = load_dataset("michsethowusu/malagasy-sentiments-corpus")
# Access the data
print(dataset['train'][0])
# Check sentiment distribution
from collections import Counter
sentiments = [item['sentiment'] for item in dataset['train']]
print(Counter(sentiments))
Use Cases
This dataset is ideal for:
- Binary sentiment classification tasks
- Training sentiment analysis models for Malagasy
- Cross-lingual sentiment analysis research
- African language NLP model development
Citation
If you use this dataset in your research, please cite:
@dataset{malagasy_sentiments_corpus,
title={Malagasy Sentiment Corpus},
author={Mich-Seth Owusu},
year={2025},
url={https://huggingface.co/datasets/michsethowusu/malagasy-sentiments-corpus}
}
License
This dataset is released under the MIT License.
Contact
For questions or issues regarding this dataset, please open an issue on the dataset repository.
Dataset Creation
Date: 2025-07-02 Processing Pipeline: Automated sentiment analysis using HuggingFace Transformers Quality Control: Deduplication, batch processing optimizations, and binary sentiment filtering applied
- Downloads last month
- 10